15 Ary raha manota aminao ny rahalahinao, dia mankanesa any aminy, ka rehefa mitokana ianareo roa lahy, dia asehoy azy ny fahadisoany. Raha mihaino anao izy, dia efa azonao ny rahalahinao;
Vakio ny toko manontolo Matio 18
Jereo Matio 18:15 amin'ny teny manodidina.