Matio 18:16 MG1865

16 fa raha tsy mihaino anao kosa izy, dia ento miaraka aminao ny olona iray na roa, mba ho voaorina mafy avokoa ny teny rehetra amin'ny tenin'ny vavolombelona roa na telo (Deo. 19. 15).

Vakio ny toko manontolo Matio 18

Jereo Matio 18:16 amin'ny teny manodidina.