Matio 19:10 MG1865

10 Dia hoy ny mpianatra taminy: Raha izany no toetry ny lehilahy amin'ny vadiny, dia aleo tsy manambady.

Vakio ny toko manontolo Matio 19

Jereo Matio 19:10 amin'ny teny manodidina.