Matio 19:9 MG1865

9 Fa lazaiko aminareo: Na zovy na zovy no misaotra ny vadiny, afa-tsy noho ny fijangajangana ihany, ka mampakatra ny hafa, dia mijangajanga; ary izay mampakatra ny voasaotra dia mijangajanga koa.

Vakio ny toko manontolo Matio 19

Jereo Matio 19:9 amin'ny teny manodidina.