Matio 19:3 MG1865

3 Ary nisy Fariseo nanatona Azy, dia naka fanahy Azy hoe: Mahazo misaotra ny vadiny va ny lehilahy noho izay rehetra entiny iampangany azy na inona na inona?

Vakio ny toko manontolo Matio 19

Jereo Matio 19:3 amin'ny teny manodidina.