4 Ary Izy namaly ka nanao hoe: Tsy mbola novakinareo va ny teny, fa Izay nahary azy tamin'ny voalohany dia nahary azy ho lahy sy vavy (Gen. 1. 27), ka dia nanao hoe:
Vakio ny toko manontolo Matio 19
Jereo Matio 19:4 amin'ny teny manodidina.