Matio 19:5 MG1865

5 Ary noho izany ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ka hikambana amin'ny vadiny; ary dia ho nofo iray ihany izy roroa. (Gen. 2. 24)?

Vakio ny toko manontolo Matio 19

Jereo Matio 19:5 amin'ny teny manodidina.