Matio 2:11 MG1865

11 Ary rehefa tafiditra tao an-trano izy, dia nahita ny Zazakely sy Maria reniny ka niankohoka teo anatrehany; ary nony efa nosokafany ny fitehirizan-drakiny, dia nanolotra zavatra ho Azy izy, dia volamena sy zava-manitra ary miora.

Vakio ny toko manontolo Matio 2

Jereo Matio 2:11 amin'ny teny manodidina.