Matio 2:12 MG1865

12 Ary rehefa notoroan'Andriamanitra hevitra tamin'ny nofy izy tsy hiverina any amin'i Heroda, dia lalana hafa no nalehany nody ho any amin'ny fonenany.

Vakio ny toko manontolo Matio 2

Jereo Matio 2:12 amin'ny teny manodidina.