Matio 20:22 MG1865

22 Fa Jesosy namaly ka nanao hoe: Tsy fantatrareo izay angatahinareo; hainareo va ny misotro amin'ny kapoaka izay efa hisotroako? Hoy izy roa lahy taminy: Hainay ihany.

Vakio ny toko manontolo Matio 20

Jereo Matio 20:22 amin'ny teny manodidina.