Matio 20:23 MG1865

23 Hoy kosa Izy taminy: Hisotro amin'ny kapoakako tokoa ianareo; fa ny hipetraka eo an-tanako ankavanana sy eo an-tanako ankavia, dia tsy Ahy ny hanome izany; fa izay nanamboaran'ny Raiko izany no homena.

Vakio ny toko manontolo Matio 20

Jereo Matio 20:23 amin'ny teny manodidina.