Matio 27:19 MG1865

19 Ary raha nipetraka teo amin'ny fitsarana izy, ny vadiny dia naniraka hankeo aminy ka nanao hoe: Aza manao na inona na inona amin'izany Lehilahy marina izany, fa nampahory ahy be ihany ny nanofisako Azy any naraina.

Vakio ny toko manontolo Matio 27

Jereo Matio 27:19 amin'ny teny manodidina.