Matio 27:29 MG1865

29 Ary nandrandrana satroka tsilo izy, ka nasatrony ny lohany, ary nampitaniny volotara ny tànany ankavanana, dia nandohalika teo anatrehany izy ka naneso Azy hoe: Arahaba, ry Mpanjakan'ny Jiosy!

Vakio ny toko manontolo Matio 27

Jereo Matio 27:29 amin'ny teny manodidina.