Matio 3:10 MG1865

10 Ary, indro, efa mipetraka eo amin'ny fototry ny hazo sahady ny famaky; koa ny hazo rehetra izay tsy mamoa voa tsara dia hokapaina ka hatsipy any anaty afo.

Vakio ny toko manontolo Matio 3

Jereo Matio 3:10 amin'ny teny manodidina.