Matio 3:11 MG1865

11 Izaho dia manao batisa anareo amin'ny rano ho amin'ny fibebahana; fa Ilay avy ao aoriako no mahery noho izaho, ka tsy miendrika hitondra ny kapany aza aho; Izy no hanao batisa anareo amin'ny Fanahy Masina sy ny afo;

Vakio ny toko manontolo Matio 3

Jereo Matio 3:11 amin'ny teny manodidina.