Matio 6:29 MG1865

29 nefa lazaiko aminareo fa na dia Solomona tao amin'ny voninahiny rehetra aza tsy mba nitafy tahaka ny anankiray amin'ireny.

Vakio ny toko manontolo Matio 6

Jereo Matio 6:29 amin'ny teny manodidina.