Matio 6:30 MG1865

30 Ary raha ny ahitra any an-tsaha, izay any ihany anio ka hatsipy ao am-patana rahampitso, no ampitafin'Andriamanitra toy izany, tsy mainka va ianareo, ry kely finoana?

Vakio ny toko manontolo Matio 6

Jereo Matio 6:30 amin'ny teny manodidina.