Matio 9:35 MG1865

35 Ary Jesosy nandeha nitety ny tanàna rehetra sy ny vohitra, nampianatra tao amin'ny synagoga sy nitory ny filazantsaran'ny fanjakana ary nahasitrana ny aretina rehetra mbamin'ny rofy rehetra.

Vakio ny toko manontolo Matio 9

Jereo Matio 9:35 amin'ny teny manodidina.