Matio 9:36 MG1865

36 Ary nony nahita ny vahoaka Jesosy, dia nahonena Azy ny fijeriny ireo, satria nampahantraina ireo ka nafoy toy ny ondry tsy misy mpiandry.

Vakio ny toko manontolo Matio 9

Jereo Matio 9:36 amin'ny teny manodidina.