Romana 1:28 MG1865

28 Ary araka ny nanaovany ny fahalalana marina an'Andriamanitra ho tsy miendrika hotanany, dia araka izany kosa no nanoloran'Andriamanitra azy ho amin'ny fisainana tsy mahamendrika hanao izay zavatra tsy tokony hatao,

Vakio ny toko manontolo Romana 1

Jereo Romana 1:28 amin'ny teny manodidina.