Romana 1:29 MG1865

29 ka dia feno ny tsi-fahamarinana rehetra, ny faharatsiana, ny fieremana, ny lolompo,- feno fialonana, vonoan-olona, fifandirana, fitaka, otri-po,-

Vakio ny toko manontolo Romana 1

Jereo Romana 1:29 amin'ny teny manodidina.