20 Fa sahy mihitsy Isaia ka manao hoe: Hitan'izay tsy nitady Ahy Aho, Ary niseho tamin'izay tsy nanontany Ahy.
Vakio ny toko manontolo Romana 10
Jereo Romana 10:20 amin'ny teny manodidina.