Romana 10:21 MG1865

21 Fa ny amin'ny Isiraely dia hoy izy: Mandritra ny andro no efa naninjirako ny tanako tamin'izay firenena sady tsy manaraka no mandà (Isa. 65. 1. 2).

Vakio ny toko manontolo Romana 10

Jereo Romana 10:21 amin'ny teny manodidina.