Romana 11:1 MG1865

1 Dia hoy izaho: Sao narian'Andriamanitra anie ny olony? Sanatria izany! fa izaho koa mba Isiraelita'taranak'i Abrahama ihany, avy amin'ny firenen'i Benjamina.

Vakio ny toko manontolo Romana 11

Jereo Romana 11:1 amin'ny teny manodidina.