Romana 11:24 MG1865

24 Fa raha notapahina tamin'ny hazo oliva naniry ho azy ianao ka natsofoka tamin'ny hazo oliva tsara, nefa tsy tena sampany, mainka fa izay tena sampany no hatsofoka amin'ny hazo oliva nanapahana azy.

Vakio ny toko manontolo Romana 11

Jereo Romana 11:24 amin'ny teny manodidina.