Romana 11:25 MG1865

25 Fa tsy tiako tsy ho fantatrareo izany zava-miafina izany, ry rahalahy (fandrao mihevitra ny tenanareo ho hendry ianareo), fa efa misy fahamafiam-po manjo ny Isiraely sasany mandra-piditry ny hafenoan'ny jentilisa;

Vakio ny toko manontolo Romana 11

Jereo Romana 11:25 amin'ny teny manodidina.