Romana 12:11 MG1865

11 Mazotoa, fa aza malaina, ary aoka hafana fo amin'ny fanompoana ny Tompo.

Vakio ny toko manontolo Romana 12

Jereo Romana 12:11 amin'ny teny manodidina.