Romana 14:10 MG1865

10 Fa nahoana ianao no mitsara ny rahalahinao? Ary nahoana kosa ianao no manao tsinontsinona ny rahalahinao? Fa samy hiseho eo anoloan'ny fitsaran'Andriamanitra isika rehetra.

Vakio ny toko manontolo Romana 14

Jereo Romana 14:10 amin'ny teny manodidina.