Romana 14:11 MG1865

11 Fa voasoratra hoe: Raha velona koa Aho, hoy Jehovah, ny lohalika rehetra handohalika amiko, Ary ny lela rehetra hidera an'Andriamanitra (Isa. 45. 23).

Vakio ny toko manontolo Romana 14

Jereo Romana 14:11 amin'ny teny manodidina.