3 Aoka ny mihinana tsy hanamavo ny tsy mihinana; ary aoka kosa ny tsy mihinana tsy hitsara ny mihinana; fa Andriamanitra no efa nandray ary.
Vakio ny toko manontolo Romana 14
Jereo Romana 14:3 amin'ny teny manodidina.