Romana 14:4 MG1865

4 Iza moa ianao izay mitsara ny mpanompon'ny hafa? Amin'ny tompony ihany no ijoroany na ahalavoany. Nefa hampitoerina ihany izy; fa mahay mampitoetra azy ny Tompo.

Vakio ny toko manontolo Romana 14

Jereo Romana 14:4 amin'ny teny manodidina.