Romana 14:5 MG1865

5 Ny anankiray manao ny andro anankiray ho mihoatra noho ny andro sasany; ary ny anankiray kosa manao ny andro rehetra hitovy. Aoka samy hatoky tsara ao amin'ny sainy avy izy.

Vakio ny toko manontolo Romana 14

Jereo Romana 14:5 amin'ny teny manodidina.