Romana 16:19 MG1865

19 Fa efa niely any amin'ny olona rehetra ny lazan'ny fanarahanareo. Ary faly aho noho ny aminareo; satria tiako ho hendry amin'izay tsara ianareo, ary tsy hiharo amin'izay ratsy.

Vakio ny toko manontolo Romana 16

Jereo Romana 16:19 amin'ny teny manodidina.