Romana 16:20 MG1865

20 Fa Andriamanitry ny fiadanana hanorotoro an'i Satana faingana eo ambanin'ny tongotrareo. Ho aminareo anie ny fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompontsika.

Vakio ny toko manontolo Romana 16

Jereo Romana 16:20 amin'ny teny manodidina.