Romana 16:26 MG1865

26 fa efa naseho ankehitriny tamin'izay soratry ny mpaminany, araka ny didin'Andriamanitra mandrakizay, ka nampahafantarina any amin'ny firenena rehetra hahatonga fanekena ny finoana,

Vakio ny toko manontolo Romana 16

Jereo Romana 16:26 amin'ny teny manodidina.