Romana 16:27 MG1865

27 ho an'Andriamanitra tokana ihany sady hendry anie ny voninahitra amin'ny alalan'i Jesosy Kristy mandrakizay mandrakizay. Amena.

Vakio ny toko manontolo Romana 16

Jereo Romana 16:27 amin'ny teny manodidina.