3 Ary ianao, ralehilahy, izay mitsara ny manao izany, kanefa manao izany koa ny tenanao, moa ataonao va fa ho afa-mandositra ny fitsaran'Andriamanitra ianao?
Vakio ny toko manontolo Romana 2
Jereo Romana 2:3 amin'ny teny manodidina.