Romana 2:4 MG1865

4 Sa hamavoinao ny haren'ny fahamoram-panahiny sy ny fandeferany ary ny fahari-pony, satria tsy fantatrao fa ny fahamoram-panahin'Andriamanitra dia mitaona anao hibebaka?

Vakio ny toko manontolo Romana 2

Jereo Romana 2:4 amin'ny teny manodidina.