Romana 5:2 MG1865

2 Tamin'ny alalany koa no efa nahazoantsika fanatonana amin'ny finoana ho amin'izao fahasoavana itoerantsika izao, ka dia aoka isika hifaly amin'ny fanantenana ny voninahitr'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo Romana 5

Jereo Romana 5:2 amin'ny teny manodidina.