Romana 6:22 MG1865

22 Fa ankehitriny, rehefa natao afaka tamin'ny ota ianareo ka efa tonga mpanompon'Andriamanitra, dia manana ny vokatrareo ho amin'ny fahamasinana, ary ny farany dia fiainana mandrakizay.

Vakio ny toko manontolo Romana 6

Jereo Romana 6:22 amin'ny teny manodidina.