Romana 6:23 MG1865

23 Fa fahafatesana no tambin'ny ota; ary fiainana mandrakizay no fanomezam-pahasoavana avy amin'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesosy Tompontsika.

Vakio ny toko manontolo Romana 6

Jereo Romana 6:23 amin'ny teny manodidina.