Romana 8:24 MG1865

24 Fa ny fanantenana no namonjena antsika; nefa ny fanantenana hita dia tsy mba fanantenana intsony; fa ahoana no mbola anantenan'ny olona izay efa hitany?

Vakio ny toko manontolo Romana 8

Jereo Romana 8:24 amin'ny teny manodidina.