1 Mpanjaka 1:19 MG1865

19 Ary efa namono omby sy zanak'omby mifahy ary ondry aman'osy betsaka izy ka efa nanasa ny zanakalahin'ny mpanjaka rehetra sy Abiatara mpisorona ary Joaba, komandin'ny miaramila; fa Solomona mpanomponao ihany no tsy mba nasainy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 1

Jereo 1 Mpanjaka 1:19 amin'ny teny manodidina.