20 Ary ianao, ry mpanjaka tompoko ô. ny mason'ny Isiraely rehetra manandratra anao hilazanao izay hipetraka eo amin'ny seza fiandriananao mpanjaka tompoko handimby anao.
Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 1
Jereo 1 Mpanjaka 1:20 amin'ny teny manodidina.