1 Mpanjaka 10:24 MG1865

24 Ary ny tany rehetra nitady hahita ny tavan'i Solomona mba hihaino ny fahendrena izay nataon'Andriamanitra tao am-pony.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 10

Jereo 1 Mpanjaka 10:24 amin'ny teny manodidina.