1 Mpanjaka 10:25 MG1865

25 Ary izy rehetra dia samy nahatonga ny anjarany avy isan-taona, dia fanaka volafotsy sy fanaka volamena sy fitafiana sy fiadiana sy zava-manitra sy soavaly ary ampondra.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 10

Jereo 1 Mpanjaka 10:25 amin'ny teny manodidina.