1 Mpanjaka 10:29 MG1865

29 Ary ny vidin'ny kalesy iray nentiny niakatra avy tany Egypta dia sekely volafotsy enin-jato, ary ny soavaly dia dimam-polo amby zato avy; ary toy izany kosa no nitondrany ho an'ny mpanjakan'ny Hetita sy ny mpanjakan'ny Syriana.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 10

Jereo 1 Mpanjaka 10:29 amin'ny teny manodidina.