1 Mpanjaka 11:15 MG1865

15 Fa rehefa nanafika an'i Edoma Davida, ary Joaba, komandin'ny miaramila, niakatra handevina ny maty ary efa namono ny lehilahy rehetra tany

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 11

Jereo 1 Mpanjaka 11:15 amin'ny teny manodidina.