21 Ary rehefa ren'i Hadada tany Egypta fa Davida lasa nody mandry any amin'ny razany, sady maty koa Joaba, komandin'ny miaramila, dia hoy izy tamin'i Farao: Alefaso aho hody any amin'ny tanin-drazako.
Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 11
Jereo 1 Mpanjaka 11:21 amin'ny teny manodidina.