22 Fa hoy Farao taminy: Fa inona moa no zavatra mahory anao atỳ amiko, no dia mitady hody any amin'ny tanin-drazanao indray ianao? Ary hoy ny navaliny: Tsy misy mahory ahy tsy akory; nefa alefaso ihany aho.
Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 11
Jereo 1 Mpanjaka 11:22 amin'ny teny manodidina.